Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:16
Mifalia mandrakariva.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
17Mivavaha, ka aza mitsahatra.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5
Cross References
Matthew 5:12Mifalia sy miravoravoa ianareo, fa lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra; fa toy izany ihany no nanenjehany ny mpaminany izay talohanareo.
Romans 12:12Mifalia amin’ ny fanantenana; miareta amin’ ny fahoriana; mahareta amin’ ny fivavahana.
Philippians 4:4Mifalia mandrakariva amin’ ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia.