Epistily voalohany ho an'i Timoty 1:6
izay nivilian’ ny sasany, ka nania ho amin’ ny taria foana izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
From which some having swerved have turned aside unto vain jangling;
In Context
7dia olona izay te-ho mpampiana-dalàna, kanefa tsy fantany akory izay lazainy na izay itompoany.
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 1
Cross References
1 Timothy 5:15Fa ny sasany efa nivily sahady nanaraka an’ i Satana.
1 Timothy 6:20Ry Timoty, tehirizo ilay natolotra anao, ka mialà amin’ ny fibedibedena foana sy ny fanoherana avy amin’ izay atao hoe fahalalana, kanjo tsy izy,
2 Timothy 2:23Fa mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony, satria fantatrao fa mahatonga ady izany.
Titus 1:10Fa maro no maditra, mpitaria foana sy mpamitaka, indrindra fa ny avy amin’ ny voafora ―