The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'i Timoty › Epistily voalohany ho an'i Timoty 2 › Epistily voalohany ho an'i Timoty 2:13

Epistily voalohany ho an'i Timoty 2:13

Fa Adama no natao voalohany, vao Eva.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For Adam was first formed, then Eve.

In Context

12Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany.

14Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.

Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 2

Cross References

Genesis 2:7Ary vovo-tany no namoronan’ i Jehovah Andriamanitra ny olona, ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony; dia tonga olombelona izy.

Genesis 2:22Ary ny taolan-tehezana izay nalain’ i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy ka nentiny tany amin-dralehilahy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'i Timoty 2:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'i Timoty 2:12Epistily voalohany ho an'i Timoty 2Epistily voalohany ho an'i Timoty 2:14 →