Epistily voalohany ho an'i Timoty 2:14
Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Adam was not deceived, but the woman being deceived was in the transgression.
In Context
13Fa Adama no natao voalohany, vao Eva.
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 2
Cross References
Genesis 3:6Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso ary hazo mahatsiriritra hampahahendry, dia nanotazany ny voany ka nihinanany; ary nomeny koa ny vadiny; ka dia nihinana izy.
Leviticus 12:5Fa raha tera-bavy kosa izy, dia haloto tapa-bolana, tahaka ny tamin’ ny fahalotoany ihany koa; ary enina amby enim-polo andro no hitoerany hidiovany amin’ ny ràny izay mahadio azy.