Epistily voalohany ho an'i Timoty 2:5
Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin’ Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For there is one God, and one mediator between God and men, the man Christ Jesus;
In Context
4Izay tia ny olona rehetra hovonjena ka ho tonga amin’ ny fahalalana ny marina.
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 2
Cross References
Deuteronomy 6:4Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany.
Isaiah 44:6Izao no lazain’ i Jehovah, Mpanjakan’ ny Isiraely, dia Jehovah, Tompon’ ny maro, Mpanavotra azy: Izaho no voalohany, ary Izaho no farany: Ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho.
Mark 12:29Ary Jesosy namaly hoe: Ny voalohany dia izao: Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany;
Luke 14:22Ary hoy ilay mpanompo: Tompoko, efa natao izay nandidianao, ary mbola tsy feno ihany ny trano.
John 17:3Ary izao no fiainana mandrakizay, dia ny mahafantatra Anao, Izay Andriamanitra tokana sady marina, sy Jesosy Kristy, Izay efa nirahinao.
Romans 10:12Fa tsy misy hafa, na Jiosy na jentilisa, fa iray ihany no Tompon’ izy rehetra, sady manan-karena homeny izay rehetra miantso Ary Izy.