Epistily voalohany ho an'i Timoty 3:8
Ny diakona koa toy izany ihany, ho maotona, tsy miroa teny, tsy tia divay be, tsy tia harena maloto,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
9mitandrina tsara ny zava-miafina ny amin’ ny finoana amin’ ny fieritreretana madio.
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 3
Cross References
Psalms 5:9Jehovah ô, tariho amin’ ny fahamarinanao aho noho ny amin’ ny mpampahory ahy; ataovy marina eo anoloako ny lalanao.
Psalms 50:19Ny vavanao alefanao hiteny ratsy, ary ny lelanao mamorom-pitaka.
Ezekiel 44:21Ny divay dia tsy hosotroin’ izay mpisorona, raha miditra any amin’ ny kianja anatiny izy.
Romans 3:13Fasana misokatra ny tendany; Ny lelany no anaovany fitaka; Ny poizin’ ny menarana no ao ambanin’ ny molony;
1 Timothy 3:3tsy mpimamo lian’ ady, tsy mpikapoka, fa mandefitra, tsy mpila ady, tsy mpitia vola,
1 Timothy 5:23Aza misotro rano intsony fa misotroa divay kely noho ny vava-fonao sy ny fahosaosanao matetika.