Epistily voalohany ho an'i Timoty 3:9
mitandrina tsara ny zava-miafina ny amin’ ny finoana amin’ ny fieritreretana madio.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Holding the mystery of the faith in a pure conscience.
In Context
8Ny diakona koa toy izany ihany, ho maotona, tsy miroa teny, tsy tia divay be, tsy tia harena maloto,
10Ary aoka hizahan-toetra ireo aloha, dia vao hanao ny asan’ ny diakona izy, raha tsy manan-tsiny.
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 3
Cross References
1 Timothy 1:19amin’ ny itananao ny finoana sy ny fieritreretana tsara, izay efa narian’ ny sasany, ka toy ny olona vaky sambo izy ny amin’ ny finoana;
2 John 1:9Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin’ ny fampianaran’ i Kristy, dia tsy manana an Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin’ ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka.