The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'i Timoty › Epistily voalohany ho an'i Timoty 4 › Epistily voalohany ho an'i Timoty 4:14

Epistily voalohany ho an'i Timoty 4:14

Aza tsy mitandrina ny fanomezam-pahasoavana izay ao anatinao, izay nomena anao tamin’ ny faminaniana sy ny fametrahan-tànan’ ny loholona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Neglect not the gift that is in thee, which was given thee by prophecy, with the laying on of the hands of the presbytery.

In Context

13Mandra-pihaviko tandremo ny famakian-teny, ny fananarana, ny fampianarana.

15Mazotoa hihevitra izany zavatra izany, dia mikeleza aina fatratra amin’ izany, mba hiseho amin’ ny olona rehetra ny fandrosoanao.

Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 4

Cross References

Luke 19:12Dia hoy Izy: Nisy andriandahy anankiray nandeha nankany an-tany lavitra mba handray fahefana hanjaka, dia hiverina.

Acts 8:17Ary izy roa lahy nametra-tanana taminy, ka dia nandray ny Fanahy Masìna ireo.

Acts 19:6Ary rehefa nametrahan’ i Paoly tanana izy, dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masìna; ary niteny tamin’ ny teny tsy fantatra izy sady naminany.

1 Thessalonians 5:19Aza mamono ny Fanahy.

1 Timothy 5:22Aza malaky mametra-tanana amin’ olona na iza na iza, ary aza miombona ota amin’ ny sasany; tehirizo madio ny tenanao.

1 Peter 4:9Mifampiantranoa, ka aza mimonomonona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'i Timoty 4:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'i Timoty 4:13Epistily voalohany ho an'i Timoty 4Epistily voalohany ho an'i Timoty 4:15 →