Epistily voalohany ho an'i Timoty 4:4
Fa ny zavatra rehetra nataon’ Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin’ ny fisaorana,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For every creature of God is good, and nothing to be refused, if it be received with thanksgiving:
In Context
5satria hamasinin’ ny tenin’ Andriamanitra sy ny fivavahana izany.
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 4
Cross References
Deuteronomy 32:4Ny amin’ ny Vatolampy, tanteraka ny asany; Fa ny lalany rehetra dia amin’ ny rariny avokoa. Andriamanitra mahatoky Izy, ka tsy misy ratsy ao aminy; Marina sy mahitsy Izy.
Acts 15:20fa aoka hanoratra epistily aminy isika mba hifadiany ny hena fahavetavetana aterina amin’ ny sampy sy ny fijangajangana ary ny zavatra kendaina sy ny rà.
Acts 21:25Fa ny amin’ ny jentilisa izay efa mino, dia efa nampitondra epistily izahay nandidy azy hifady ny hena aterina amin’ ny sampy sy ny rà sy ny zavatra kendaina ary ny fijangajangana.
Romans 14:20Aza izay hanina no andravanao ny asan’ Andriamanitra. Madio avokoa ny zavatra rehetra, nefa ratsy ho an’ ny olona izay mihinana amin’ ny fahatafintohinana.
1 Corinthians 10:25Izay hena rehetra amidy eny an-tsena dia hano, fa aza manontany akory noho ny fieritreretana;