bible.software › Epistily voalohany ho an'i Timoty › Epistily voalohany ho an'i Timoty 4 › Epistily voalohany ho an'i Timoty 4:9
Epistily voalohany ho an'i Timoty 4:9
Mahatoky izao teny izao ka tokony hekena amin’ ny fankasitrahana rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This is a faithful saying and worthy of all acceptation.
In Context
8Fa mahasoa kely ihany ny fampiasana ny tena; fa ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra no mahasoa amin’ ny zavatra rehetra ka manana ny teny fikasana ny amin’ ny fiainana ankehitriny sy ny ho avy koa.
10Fa izany no ikelezanay aina sy iezahanay, satria izahay manantena an’ Andriamanitra velona, Izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa izay mino.
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 4
Cross References
1 Timothy 1:15Mahatoky ka tokony hekena amin’ ny fankasitrahana rehetra izao teny izao: tonga tetỳ ambonin’ ny tany Kristy Jesosy hamonjy ny mpanota, ary amin’ ireny izaho no lohany.
This Verse In Other Editions
Study Epistily voalohany ho an'i Timoty 4:9