Epistily voalohany ho an'i Timoty 5:2
ny vehivavy anti-panahy toy ny reny, ny tanora fanahy toy ny anabavy, amin’ ny fahadiovana rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The elder women as mothers; the younger as sisters, with all purity.
In Context
1Aza mamely mafy loatra ny anti-panahy, fa anaro toy ny ray izy, ny tanora fanahy toy ny rahalahy,
3Omeo voninahitra ny mpitondratena izay efa mpitondratena tokoa.
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 5
Cross References
John 19:26Ary nony hitan’ i Jesosy ny reniny sy ilay mpianatra tiany nijanona teo, dia hoy Izy tamin’ ny reniny: Ravehivavy, indro ny zanakao!
1 Thessalonians 5:22Fadio ny fanao ratsy rehetra.
1 Timothy 5:3Omeo voninahitra ny mpitondratena izay efa mpitondratena tokoa.