Epistily voalohany ho an'i Timoty 5:20
Izay manota dia anaro eo anatrehan’ ny olona rehetra, mba hatahotra koa ny sasany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Them that sin rebuke before all, that others also may fear.
In Context
19Aza mandray teny hiampangana loholona, raha tsy misy vavolombelona roa na telo.
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 5
Cross References
Deuteronomy 13:11Ary torahy vato ho faty izy, satria izy efa nitady hitaona anao hiala amin’ i Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta, tamin’ ny trano nahandevozana.
Deuteronomy 19:20Ary ny olona sisa dia handre izany ka hatahotra ary tsy hanao araka izany ratsy izany eo aminao intsony.
Acts 5:5Ary Ananiasy, nony nandre izany teny izany, dia nikarapoka, ka afaka ny ainy; dia raiki-tahotra loatra izay rehetra nandre izany.
Acts 19:17Ary fantatry ny Jiosy sy ny jentilisa rehetra izay nonina tany Efesosy izany; dia raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza ny anaran’ i Jesosy Tompo.
1 Timothy 1:20naman’ ireny Hymeneo sy Aleksandro, izay natolotro ho an’ i Satana mba hofaizana tsy hiteny ratsy.
Titus 1:13Marina izany vavolombelona izany. Ary noho izany dia anaro mafy izy mba hatanjaka amin’ ny finoana,