Epistily voalohany ho an'i Timoty 5:7
Ary izany zavatra izany no andidio, mba tsy hananany tsiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And these things give in charge, that they may be blameless.
In Context
6Fa izay vehivavy manaram-po amin’ ny fahafinaretana dia maty fahavelony.
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 5
Cross References
1 Timothy 4:11Izany zavatra izany no andidio sy ampianaro.
2 Timothy 4:1Eo anatrehan’ Andriamanitra sy Kristy Jesosy, Izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny amin’ ny fisehoany sy ny fanjakany, no ananarako anao mafy:
Titus 2:15Izany no lazao sy ananaro ary andrarao amin’ ny fahefana rehetra. Aza avela hisy hanao tsinontsinona anao.