Epistily voalohany ho an'i Timoty 6:7
Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin’ izao tontolo izao isika, sady hita fa tsy hahatondra na inona na inona hiala.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For we brought nothing into this world, and it is certain we can carry nothing out.
In Context
6Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra omban’ ny fianinana.
8Fa raha manan-kanina sy fitafiana isika, dia aoka hianina amin’ izany.
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 6
Cross References
Psalms 49:17Aza matahotra ianao, raha misy olona tonga manan-karena, ka mitombo ny voninahitry ny tranony;
Ecclesiastes 5:15Dia ratsy mahory koa izany, fa toy izay nihaviany indrindra no handehanany; ary inona no soa azony noho ny nisasarany ho an’ ny rivotra?
Luke 16:22Ary maty ilay malahelo, dia nentin’ ny anjely ho any an-tratran’ i Abrahama; ary maty koa ilay manan-karena, dia nalevina;