Bokin'ny Tantara 1:7
Tamin’ ny alin’ iny no nisehoan’ Andriamanitra tamin’ i Solomona, ka hoy Izy taminy: Angataho izay tianao homeko anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In that night did God appear unto Solomon, and said unto him, Ask what I shall give thee.
In Context
Read all of Bokin'ny Tantara 1
Cross References
1 Kings 3:5Tao Gibeona no nisehoan’ i Jehovah tamin’ i Solomona tamin’ ny nofy nony alina; ary hoy Andriamanitra: Angataho izay tianao homeko anao.
Matthew 7:7Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo.
Mark 10:51Ary Jesosy namaly azy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Ary hoy ilay jamba taminy: Rabôny ô, ny mba hampahiratina ny masoko.
1 John 5:14Ary izao no fahasahiana ananantsika eo anatrehany: Raha mangataka zavatra araka ny sitrapony isika, dia mihaino antsika Izy;