bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 10 › Bokin'ny Tantara 10:12
Bokin'ny Tantara 10:12
Ary Jeroboama sy ny vahoaka rehetra dia nankany amin-dRehoboama tamin’ ny andro fahatelo, araka ilay nolazain’ ny mpanjaka hoe: Mankanesa atỳ amiko indray amin’ ny andro fahatelo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So Jeroboam and all the people came to Rehoboam on the third day, as the king bade, saying, Come again to me on the third day.
In Context
11koa raha nampitondra zioga mavesatra anareo ny raiko, izaho kosa dia mainka hanampy ny zioga ho entinareo; kotopia no namaizan’ ny raiko anareo, fa maingoka fikapohana kosa no hamaizako anareo.
13Ary Rehoboama mpanjaka nanao teny mafy tamin’ ny olona, fa nandà ny hevitra nomen’ ireo zoki-olona azy
Read all of Bokin'ny Tantara 10
Cross References
1 Kings 12:12Ary Jeroboama sy ny vahoaka rehetra nankany amin-dRehoboama tamin’ ny andro fahatelo, araka ilay nolazain’ ny mpanjaka hoe: Mankanesa atỳ amiko indray amin’ ny andro fahatelo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 10:12