bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 10 › Bokin'ny Tantara 10:3
Bokin'ny Tantara 10:3
Ary naniraka naka azy ny olona. Dia tonga Jeroboama sy ny Isiraely rehetra ka niteny tamin-dRehoboama hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they sent and called him. So Jeroboam and all Israel came and spake to Rehoboam, saying,
In Context
2Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak’ i Nebata, izay efa nandositra nankany Egypta niala teo anatrehan’ i Solomona mpanjaka, dia niverina avy tany Egypta izy.
4Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay; fa inty kosa mby aminao ka mba hamaivano ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny zioga mavesatra izay nataony taminay, dia hanompo anao izahay.
Read all of Bokin'ny Tantara 10
Cross References
1 Kings 12:3ka dia naniraka naka azy ny olona), dia tonga izy sy ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka niteny tamin-dRehoboama hoe:
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 10:3