The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 11 › Bokin'ny Tantara 11:5

Bokin'ny Tantara 11:5

Ary Rehoboama nitoetra tany Jerosalema ka nanamboatra tanàna mimanda tany Joda.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Rehoboam dwelt in Jerusalem, and built cities for defence in Judah.

In Context

4Izao no lazain’ i Jehovah: Aza mandeha hiady amin’ ny rahalahinareo, fa samia mody any an-tranony avy ianareo, fa avy amiko izao zavatra izao. Ary nihaino ny tenin’ i Jehovah ny olona, ka dia samy lasa nody, fa tsy nandeha hamely an’ i Jeroboama.

6Ny namboariny dia izao: Betlehema sy Etama sy Tekoa

Read all of Bokin'ny Tantara 11

Cross References

2 Chronicles 11:23Ary hendry izy ka nampiely ny zanany eran’ ny tanin’ ny Joda sy ny Benjamina rehetra, dia tany amin’ ny tanàna mimanda rehetra, ka nomeny hanina betsaka sady nitadiavany vady maro.

2 Chronicles 14:5Ary nanao tanàna mimanda tany Joda izy; ka dia nandry fahizay ny tany, fa tsy nisy ady tamin’ izany andro izany; fa Jehovah no nanome azy fiadanana.

2 Chronicles 16:6Ary Asa mpanjaka namory ny Joda rehetra; ary dia nesorin’ ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin’ i Basa, ka nentiny nanamboatra an’ i Geba sy Mizpa.

2 Chronicles 26:6Ary nivoaka izy ka niady tamin’ ny Filistina, dia nandrava ny mandan’ i Gata sy ny an’ i Jabne sy ny an’ i Asdoda ary nanao tanàna tany Asdoda sy tany amin’ ny Filistina.

Isaiah 22:8Dia alana ny fisalobonan’ i Joda, ary mijery ny fiadiana ao an-Tranoala ianao amin’ izany andro izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Tantara 11:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Tantara 11:4Bokin'ny Tantara 11Bokin'ny Tantara 11:6 →