bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 18 › Bokin'ny Tantara 18:32
Bokin'ny Tantara 18:32
ary rehefa hitan’ ireo komandin’ ny kalesy fa tsy ny mpanjakan’ ny Isiraely izy, dia niverina niala taminy ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For it came to pass, that, when the captains of the chariots perceived that it was not the king of Israel, they turned back again from pursuing him.
In Context
31Ary nony nahita an’ i Josafata ireo komandin’ ny kalesy, dia hoy izy: Iny mihitsy no mpanjakan’ ny Isiraely. Dia nohodidininy hasiany izy, ka dia niantsoantso Josafata, ary Jehovah namonjy azy; eny, Andriamanitra nampiala ireo teo aminy;
33Ary nisy lehilahy anankiray nandefa zana-tsipìka kitoatoa ka nahavoa ny mpanjakan’ ny Isiraely teo anelenalen’ ny fiarovan-tratrany sy ny eo ambaniny, ka dia hoy izy tamin’ ny mpampandeha ny kalesiny: Ahodino, ka ento miala eto amin’ ny mpiady aho, fa voa.
Read all of Bokin'ny Tantara 18
Cross References
1 Kings 22:33Ary rehefa hitan’ ireo komandin’ ny kalesy fa tsy ny mpanjakan’ ny Isiraely izy, dia niverina niala taminy ireo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 18:32