bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 18 › Bokin'ny Tantara 18:6
Bokin'ny Tantara 18:6
Ary hoy kosa Josafata: Moa tsy misy mpaminanin’ i Jehovah koa va eto mba hanontaniantsika?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But Jehoshaphat said, Is there not here a prophet of the LORD besides, that we might enquire of him?
In Context
5Ary ny mpanjakan’ ny Isiraely dia nanangona ny mpaminany efajato lahy ka nanao taminy hoe: Handeha hanafika an’ i Ramota-gileada va isika, sa hijanona ihany aho? Dia hoy ireo: Mandehana, fa hatolotr’ Andriamanitra eo an-tananao izy, ry mpanjaka.
7Dia hoy ny mpanjakan’ ny Isiraely tamin’ i Josafata: Mbola misy lehilahy iray ihany ahazoantsika manontany amin’ i Jehovah, saingy halako izy, satria tsy mbola naminany soa ho ahy izy, fa loza ihany mandrakariva; Mitaia, zanak’ i Jimla, no anarany. Dia hoy Josafata: Aza dia manao izany, ry mpanjaka.
Read all of Bokin'ny Tantara 18
Cross References
2 Kings 3:11Ary hoy Josafata: Tsy misy mpaminanin’ i Jehovah va eto hanontaniantsika amin’ i Jehovah? Ary nisy anankiray tamin’ ny mpanompon’ ny mpanjakan’ ny Isiraely namaly ka nanao hoe: Ato ihany Elisa, zanak’ i Safata, ilay mpanondra-drano ny tànan’ i Elia.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 18:6