bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 20 › Bokin'ny Tantara 20:31
Bokin'ny Tantara 20:31
Ary Josafata nanjaka tamin’ ny Joda; dimy amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary dimy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema, Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanakavavin’ i Sily.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jehoshaphat reigned over Judah: he was thirty and five years old when he began to reign, and he reigned twenty and five years in Jerusalem. And his mother’s name was Azubah the daughter of Shilhi.
In Context
30Ary nandry fahizay ny fanjakan’ i Josafata; fa nomen’ Andriamaniny fiadanana tamin’ ny manodidina izy.
32Ary nandeha tamin’ ny lalana nalehan’ i Asa rainy izy ka tsy niala tamin’ izany, fa nanao izay mahitsy eo imason’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Tantara 20
Cross References
1 Kings 22:41Ary Josafata, zanak’ i Asa, vao nanjaka tamin’ ny Joda tamin’ ny taona fahefatra nanjakan’ i Ahaba, mpanjakan’ ny Isiraely.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 20:31