bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 21 › Bokin'ny Tantara 21:5
Bokin'ny Tantara 21:5
Roa amby telo-polo taona Jehorama, fony izy vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Jehoram was thirty and two years old when he began to reign, and he reigned eight years in Jerusalem.
In Context
4Ary raha vao nanjaka tamin’ ny fanjakan’ ny rainy Jehorama, dia nitombo hery izy ka namono ny rahalahiny rehetra mbamin’ ny mpanapaka sasany tamin’ ny Isiraely koa tamin’ ny sabatra.
6Ary nandeha tamin’ ny lalan’ ny mpanjakan’ ny Isiraely izy, dia tahaka ny nataon’ ny taranak’ i Ahaba fa zanakavavin’ i Ahaba no vadiny, eny, nanao izay ratsy eo imason’ i Jehovah izy.
Read all of Bokin'ny Tantara 21
Cross References
2 Kings 8:17Roa amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 21:5