The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 22 › Bokin'ny Tantara 22:4

Bokin'ny Tantara 22:4

Ka dia nanao izay ratsy eo imason’ i Jehovah toy ny taranak’ i Ahaba izy; fa ireny no nanome saina azy taorian’ ny nahafatesan’ ny rainy ka nampidi-doza taminy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Wherefore he did evil in the sight of the LORD like the house of Ahab: for they were his counsellors after the death of his father to his destruction.

In Context

3Nandeha tamin’ ny lalan’ ny taranak’ i Ahaba koa izy; fa ny reniny no nanome saina azy hanao ratsy.

5Ary ny saina nomen’ ireo azy no narahiny, ka niara-nandeha tamin’ i Jorama, zanak’ i Ahaba, mpanjakan’ ny Isiraely, izy hiady tamin’ i Hazaela, mpanjakan’ i Syria, teo Ramota-gileada; ary ny Syriana nahavoa an’ i Jorama.

Read all of Bokin'ny Tantara 22

Cross References

2 Chronicles 24:17Ary rehefa maty Joiada, dia avy Ireo mpanapaka ny Joda ka niankohoka teo anatrehan’ ny mpanjaka. Dia nihaino azy ny mpanjaka.

Proverbs 1:10Anaka, raha taomin’ ny mpanota ianao, Aza manaiky.

Proverbs 13:20Izay miara-dia amin’ ny hendry dia ho hendry; Fa izay misakaiza amin’ ny adala dia hidiran-doza.

Micah 6:16Fa fatra-pitandrina ny lalàn’ i Omry Sy ny asan’ ny taranak’ i Ahaba rehetra ianareo Sady manaraka ny fisainany, Mba hanolorako anao ho figagana, Ary ny mponina any ho zavatra mampisitrisitra, Ka dia hitondra ny latsan’ ny oloko ianareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Tantara 22:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Tantara 22:3Bokin'ny Tantara 22Bokin'ny Tantara 22:5 →