The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 23 › Bokin'ny Tantara 23:4

Bokin'ny Tantara 23:4

Izao no hataonareo: ny ampahatelonareo izay milatsaka amin’ ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny Levita, ho mpiandry varavarana;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

This is the thing that ye shall do; A third part of you entering on the sabbath, of the priests and of the Levites, shall be porters of the doors;

In Context

3Ary ny olona rehetra vory tao dia nanao fanekena tamin’ ny mpanjaka tao an-tranon’ Andriamanitra. Ary hoy Joiada taminy: Indro, ny zanaky ny mpanjaka no hanjaka araka ny efa nolazain’ i Jehovah ny amin’ ny taranak’ i Davida.

5ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon’ ny mpanjaka; ary ny ampahatelonareo ho eo amin’ ny vavahadin’ ny fanorenana; ary ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo amin’ ny kianjan’ ny tranon’ i Jehovah.

Read all of Bokin'ny Tantara 23

Cross References

1 Chronicles 9:25Ary ny rahalahiny izay nonina teo amin’ ny vohiny dia nasaina ho avy isan-kafitoana ho eo aminy.

1 Chronicles 23:28Ary ny raharahany dia ny hanampy ny taranak’ i Arona amin’ ny fanompoana ao an-tranon’ i Jehovah amin’ ireo kianja sy efi-trano tao ary amin’ ny fanadiovana ny zavatra masìna rehetra sy ny fanompoana ao an-tranon’ Andriamanitra,

1 Chronicles 26:13Ary izy ireo, na ny kely na ny lehibe, dia nanao filokana avokoa araka ny fianakaviany ny ho amin’ ny isam-bavahady.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Tantara 23:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Tantara 23:3Bokin'ny Tantara 23Bokin'ny Tantara 23:5 →