bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 23 › Bokin'ny Tantara 23:8
Bokin'ny Tantara 23:8
Ary ny Levita sy ny Joda rehetra dia nanao araka izay rehetra nandidian’ i Joiada mpisorona azy, ka samy nitondra ny olom-peheziny izay nilatsaka tamin’ ny Sabata sy izay niala tamin’ ny Sabata izy; fa Joiada mpisorona tsy nandrava ny antokony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So the Levites and all Judah did according to all things that Jehoiada the priest had commanded, and took every man his men that were to come in on the sabbath, with them that were to go out on the sabbath: for Jehoiada the priest dismissed not the courses.
In Context
7Ary ny Levita hanemitra manodidina ny mpanjaka, samy mitana ny fiadiany avy; ka na iza na iza miditra ao an-trano dia Vonoy, ary arahonareo ny mpanjaka, na miditra na mivoaka izy.
9Ary nomen’ i Joiada mpisorona ho an’ ny mpifehy zato ny lefona sy ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe, izay an’ i Davida mpanjaka ka tao an-tranon’ Andriamanitra.
Read all of Bokin'ny Tantara 23
Cross References
1 Chronicles 24:1Ary ny amin’ ny taranak’ i Arona dia izao no nizarana azy ho antokony: Ny zanakalahin’ i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara;
1 Chronicles 25:25ny fahavalo ambin’ ny folo an’ i Hanany, izy mbamin’ ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ ny folo;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 23:8