The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 24 › Bokin'ny Tantara 24:2

Bokin'ny Tantara 24:2

Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason’ i Jehovah tamin’ ny andro rehetra niainan’ i Joiada mpisorona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Joash did that which was right in the sight of the LORD all the days of Jehoiada the priest.

In Context

1Fito taona no niainan’ i Joasy, fony izy vao nanjaka, efa efa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba.

3Ary nangalan’ i Joiada vady roa Joasy, dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Read all of Bokin'ny Tantara 24

Cross References

2 Chronicles 24:17Ary rehefa maty Joiada, dia avy Ireo mpanapaka ny Joda ka niankohoka teo anatrehan’ ny mpanjaka. Dia nihaino azy ny mpanjaka.

2 Chronicles 26:4Ary nanao izay mahitsy eo imason’ i Jehovah izy, tahaka izay rehetra nataon’ i Amazia rainy.

Psalms 78:36Kanefa nanao vava malefaka taminy ireo, ary ny lelany no nandaingàny taminy.

Isaiah 29:13Ary hoy ny Tompo: Satria manatona Ahy amin’ ny vavany ity firenena ity ary mankalaza Ahy amin’ ny molony, nefa ampanalaviriny Ahy kosa ny fony, ka ny fahatahorany Ahy dia didin’ olombelona ampianarina azy ihany,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Tantara 24:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Tantara 24:1Bokin'ny Tantara 24Bokin'ny Tantara 24:3 →