Bokin'ny Tantara 29:12
Dia nitsangana ny Levita, dia Mahata, zanak’ i Amasay, sy Joela, zanak’ i Azaria, tamin’ ny taranaky ny Kehatita; ary tamin’ ny taranak’ i Merary dia Kisy, zanak’ i Abdia, sy Azaria, zanak’ i Jehalalila; ary tamin’ ny Gersonita dia Joa, zanak’ i Zima, sy Edena, zanak’ i Joa;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Tantara 29
Cross References
Numbers 3:17Ary izao no zanakalahin’ i Levy, araka ny anarany: Gersona sy Kehata ary Merary.
Numbers 4:2Alao isa ny taranak’ i Kehata eo amin’ ny taranak’ i Levy, araka ny fokony sy ny fianakaviany,
1 Chronicles 6:44ary Asana sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy;
1 Chronicles 23:7Tamin’ ny Gersonita dia Ladana sy Simey.