The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 29 › Bokin'ny Tantara 29:18

Bokin'ny Tantara 29:18

Dia niditra tao amin’ i Hezekia mpanjaka izy ka nanao hoe: Efa voadionay avokoa ny tranon’ i Jehovah sy ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana mbamin’ ny fanaka rehetra momba azy ary ny latabatry ny mofo aseho mbamin’ ny fanaka rehetra momba azy koa.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then they went in to Hezekiah the king, and said, We have cleansed all the house of the LORD, and the altar of burnt offering, with all the vessels thereof, and the shewbread table, with all the vessels thereof.

In Context

17Ary tamin’ ny andro voalohany tamin’ ny volana voalohany no nanomboka ny fanamasinana izy, ary tamin’ ny andro fahavalo tamin’ io volana io dia niditra teo amin’ ny lavarangana fidirana an’ i Jehovah izy; ka dia nanamasina ny tranon’ i Jehovah tamin’ ny havaloana izy; ary tamin’ ny andro fahenina ambin’ ny folo tamin’ ny volana voalohany no nahavitany azy.

19Ary ny fanaka rehetra izay novetavetain’ i Ahaza mpanjaka tamin’ ny nanotany, fony izy mbola nanjaka, dia efa namboarinay sy nohamasininay, koa indreo izy eo anoloan’ ny alitaran’ i Jehovah.

Read all of Bokin'ny Tantara 29

Cross References

2 Chronicles 4:1Ary nanao alitara varahina izy: roa-polo hakiho ny lavany, roa-polo hakiho koa ny sakany, ary folo hakiho ny hahavony.

2 Chronicles 13:11ary mandoro fanatitra dorana sy ditin-kazo manitra ho an’ i Jehovah isa-maraina sy isan-kariva izy, ary ny mofo aseho koa alahany eo amin’ ny latabatra tsara, ary ny jiro koa ampirehetiny Isan-kariva ao amin’ ny fanaovan-jiro volamena sy ny lela fanaovan-jirony; fa izahay mitandrina izay nasain’ i Jehovah Andriamanitray hotandremana; fa ianareo kosa nahafoy Azy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Tantara 29:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Tantara 29:17Bokin'ny Tantara 29Bokin'ny Tantara 29:19 →