bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 29 › Bokin'ny Tantara 29:33
Bokin'ny Tantara 29:33
Ary ny zavatra nohamasinina dia omby enin-jato sy ondry aman’ osy telo arivo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the consecrated things were six hundred oxen and three thousand sheep.
In Context
32Ary ny isan’ ny fanatitra dorana izay nentin’ ny fiangonana dia omby fito-polo sy ondrilahy zato ary zanak’ ondry roan-jato; natao fanatitra dorana ho an’ i Jehovah ireo rehetra ireo.
34Fa vitsy loatra ny mpisorona ka tsy nahendaka ny fanatitra dorana rehetra, ka dia nanampy azy ny Levita rahalahiny mandra-pahavitan’ ny raharaha sy ny nanamasinan’ ny mpisorona sasany ny tenany koa; fa ny Levita nahitsy fo kokoa hanamasina ny tenany noho ny mpisorona.
Read all of Bokin'ny Tantara 29
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 29:33