Bokin'ny Tantara 29:4
Ary dia nampidiriny tao ny mpisorona sy ny Levita ka nangoniny teo an-kalalahana atsinanana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he brought in the priests and the Levites, and gathered them together into the east street,
In Context
Read all of Bokin'ny Tantara 29
Cross References
Leviticus 14:42Ary dia haka vato hafa kosa ny olona, ka hasolony ny vato teo; ary haka feta koa izy ka handalotra ny trano.
Nehemiah 3:29Manarakaraka ireo dia namboatra koa Zadoka, zanak’ Imera, dia ny teo amin’ ny tandrifin’ ny tranony ihany. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Semaia, zanak’ i Sekania, mpiandry ny vavahady atsinanana.