Bokin'ny Tantara 3:10
Ary tao amin’ ny efi-trano masìna indrindra dia nasiany sarin’ ny kerobima roa, ary nosokiriny no nanaovany azy, dia nopetahany takela-bolamena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And in the most holy house he made two cherubims of image work, and overlaid them with gold.
In Context
Read all of Bokin'ny Tantara 3
Cross References
Exodus 25:18Ary manaova kerobima volamena roa; voasana no hanaovanao azy roa ho eo amin’ ny sakany roa amin’ ny rakotra fanaovam-panavotana
1 Kings 6:23Ary tao anatin’ ny efitra anatiny dia nasiany kerobima hazo oliva roa, samy folo hakiho avy no hahavony.