Bokin'ny Tantara 30:20
Ary Jehovah nihaino an’ i Hezekia ka nahasitrana ny olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD hearkened to Hezekiah, and healed the people.
In Context
Read all of Bokin'ny Tantara 30
Cross References
Exodus 15:26ka hoy Izy: Raha hazoto hihaino ny feon’ i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hanao izay mahitsy eo imasony sy hihaino ny lalàny ary hitandrina ny didiny rehetra, dia tsy hisy hataoko aminao ireny aretina rehetra ireny, izay nataoko tamin’ ny Egyptiana; fa Izaho no Jehovah Izay mahasitrana anao.
James 5:15ary ny fivavaky ny finoana dia hamonjy ilay marary, fa ny Tompo hanangana azy; ary raha nanota izy, dia havela ny helony.