Bokin'ny Tantara 31:15
Ary ny fehin’ i Kore dia Edena sy Miniamina sy Jesoa sy Semaia sy Amaria ary Sekania tao amin’ ny tanànan’ ny mpisorona; ary adidin’ ireo ny hizara ho an’ ny rahalahiny araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Tantara 31
Cross References
1 Chronicles 6:54ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy;
1 Chronicles 24:31Ary ireo dia mba niara-niloka tamin’ ny rahalahiny, taranak’ i Arona, teo anatrehan’ i Davida mpanjaka sy Zadota sy Ahimeleka sy ny lohan’ ny fianakavian’ ny mpisorona sy ny Levita: niara-niloka avokoa na ny zokiny na ny zandriny.
2 Chronicles 29:12Dia nitsangana ny Levita, dia Mahata, zanak’ i Amasay, sy Joela, zanak’ i Azaria, tamin’ ny taranaky ny Kehatita; ary tamin’ ny taranak’ i Merary dia Kisy, zanak’ i Abdia, sy Azaria, zanak’ i Jehalalila; ary tamin’ ny Gersonita dia Joa, zanak’ i Zima, sy Edena, zanak’ i Joa;