bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 32 › Bokin'ny Tantara 32:10
Bokin'ny Tantara 32:10
Izao nolazain’ i Sankeriba, mpanjakan’ i Asyria: Inona izato itokianareo, no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thus saith Sennacherib king of Assyria, Whereon do ye trust, that ye abide in the siege in Jerusalem?
In Context
9Rehefa afaka izany, dia nirahin’ i Sankeriba, mpanjakan’ i Asyria, ny mpanompony hankany Jerosalema (fa izy sy ny miaramilany rehetra kosa nanao fahirano an’ i Lakisy tamin’ izay) ho any amin’ i Hezekia, mpanjakan’ ny Joda, sy ho any amin’ ny Joda rehetra izay tany Jerosalema ka nanao hoe:
11Tsy Hezekia ihany va no manambosy anareo hanole-tena ho faty mosary sy hetaheta ka anao hoe: Jehovah Andriamanitsika hamonjy antsika amin’ ny tanan’ ny mpanjakan’ i Syria?
Read all of Bokin'ny Tantara 32
Cross References
Isaiah 36:4Dia hoy Rabsake tamin’ ireo: Andeha, lazao amin’ i Hezekia hoe: Izao no lazain’ ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’ i Asyria: Inona moa izato itokianao?
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 32:10