The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 32 › Bokin'ny Tantara 32:2

Bokin'ny Tantara 32:2

Ary nony hitan’ i Hezekia fa tonga Sankeriba ka nikasa hamely an’ i Jerosalema,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And when Hezekiah saw that Sennacherib was come, and that he was purposed to fight against Jerusalem,

In Context

1Ary rehefa afaka izany raharaha marina izany, dia avy Sankeriba, mpanjakan’ i Asyria, niditra tany Joda ary nanao fahirano ny tanàna mimanda ka nikasa hanafaka azy.

3dia niara-nihevitra tamin’ ny mpanapaka sy ny lehilahy mahery izy mba hanampina ny rano tamin’ ny loharano eny ivelan’ ny tanàna; ary nanampy azy ireo.

Read all of Bokin'ny Tantara 32

Cross References

2 Kings 12:17Fa ny vola natao fanati-panonerana sy fanatitra noho ny ota dia tsy mba nampidirina tao an-tranon’ i Jehovah, fa an’ ny mpisorona kosa izany.

Isaiah 10:32Anio izy mbola mitoetra any Noba, Maninjitra ny tànany manambana ny tendrombohitr’ i Ziona zanakavavy, dia ny havoan’ i Jerosalema.

Luke 9:53Fa tsy nandray Azy ny olona, satria nandroso toa ho any Jerosalema Izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Tantara 32:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Tantara 32:1Bokin'ny Tantara 32Bokin'ny Tantara 32:3 →