The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 34 › Bokin'ny Tantara 34:16

Bokin'ny Tantara 34:16

Ary Safana nitondra ny boky ho any amin’ ny mpanjaka sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon’ ny mpanomponao dia nataony avokoa.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Shaphan carried the book to the king, and brought the king word back again, saying, All that was committed to thy servants, they do it.

In Context

15Ary niteny Hilkia ka nanao tamin’ i Safana mpanoratra hoe: Ny bokin’ ny lalàna dia hitako tao an-tranon’ i Jehovah. Dia natolotr’ i Hilkia an’ i Safana ny boky.

17Ary narotsany ny vola izay azo tao an-tranon’ i Jehovah ka natolony teo an-tànan’ ny olona voatendry sy teo an-tànan’ ny mpiasa.

Read all of Bokin'ny Tantara 34

Cross References

Jeremiah 36:13Dia nambaran’ i Mikaia azy ny teny rehetra izay efa reny tamin’ ny namakian’ i Baroka ny taratasy teo anatrehan’ ny vahoaka.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Tantara 34:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Tantara 34:15Bokin'ny Tantara 34Bokin'ny Tantara 34:17 →