The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 34 › Bokin'ny Tantara 34:22

Bokin'ny Tantara 34:22

Ary Hilkia sy izay notendren’ ny mpanjaka dia nankany amin’ i Holda mpaminanivavy, vadin’ i Saloma, zanak’ i Tokehata, zanak’ i Hasra, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tany Jerosalema tao amin’ ny tanàna ambany ravehivavy) ary niresaka izany taminy izy ireo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Hilkiah, and they that the king had appointed, went to Huldah the prophetess, the wife of Shallum the son of Tikvath, the son of Hasrah, keeper of the wardrobe; (now she dwelt in Jerusalem in the college:) and they spake to her to that effect.

In Context

21Andeha manontany amin’ i Jehovah ho ahy sy izay sisa amin’ ny Isiraely sy ny Joda ny amin’ ny tenin’ io boky vao hita; fa mafy ny fahatezeran’ i Jehovah naidiny amintsika noho ny tsy nitandreman’ ny razantsika ny tenin’ i Jehovah hanao araka izay rehetra voasoratra amin’ io boky io.

23Dia hoy ravehivavy taminy: Izao no lazain’ i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Lazao amin’ izay lehilahy naniraka anareo tatỳ amiko hoe:

Read all of Bokin'ny Tantara 34

Cross References

Judges 4:4Ary Debora mpaminanivavy, vadin’ i Lapidota, no nitsara ny Isiraely tamin’ izany andro izany.

Luke 1:41Ary rehefa ren’ i Elizabeta ny fiarahaban’ i Maria, dia nibitaka ny zaza tao an-kibony; ary nofenoina ny Fanahy Masìna Elizabeta,

Acts 21:9Ary izany lehilahy izany dia nanana zanakavavy virijina efatra izay naminany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Tantara 34:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Tantara 34:21Bokin'ny Tantara 34Bokin'ny Tantara 34:23 →