The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 35 › Bokin'ny Tantara 35:14

Bokin'ny Tantara 35:14

Ary rehefa afaka izany, dia nanamboatra io an’ ny tenany sy ny mpisorona izy; fa ny mpisorona, taranak’ i Arona, nanatitra ny fanatitra dorana sy ny saborany mandra-pahalin’ ny andro; fa ny Levita kosa nanamboatra ny Paska ho an’ ny tenany sy ny mpisorona, taranak’ i Arona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And afterward they made ready for themselves, and for the priests: because the priests the sons of Aaron were busied in offering of burnt offerings and the fat until night; therefore the Levites prepared for themselves, and for the priests the sons of Aaron.

In Context

13Ary ny Paska natsatsika tamin’ ny afo araka ny fanao; fa ny zava-masìna kosa nandrahoiny tao anaty vilany sy vilanibe ary kasiteronina, dia nozarainy faingana tamin’ ny olona rehetra izany.

15Ary ny mpihira, taranak’ i Asafa, nitoetra teo amin’ ny fitoerany, araka ny didin’ i Davida sy Asafa sy Hemana ary Jedotona, mpahitan’ ny mpanjaka, ary ny mpiandry varavarana dia teo amin’ ny isam-bavahady; fa tsy afaka niala tamin’ ny fanompoany ireo, ka ny Levita rahalahiny no nanamboatra ho azy.

Read all of Bokin'ny Tantara 35

Cross References

Ezra 3:10Ary rehefa naorin’ ny mpiasa ny tempolin’ i Jehovah, dia nasainy hidera an’ i Jehovah ny mpisorona, sady niakanjo ny akanjony sy nitondra trompetra, ary ny Levita, zanak’ i Asafa, kosa nitondra kipantsona, araka ny nandidian’ i Davida, mpanjakan’ ny Isiraely.

Acts 6:2Ary ny roa ambin’ ny folo lahy nampiangona ny mpianatra rehetra ka nanao hoe: Tsy mety raha mandao ny tenin’ Andriamanitra hitandrina latabatra izahay.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Tantara 35:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Tantara 35:13Bokin'ny Tantara 35Bokin'ny Tantara 35:15 →