bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 35 › Bokin'ny Tantara 35:16
Bokin'ny Tantara 35:16
Ary dia vonona androtrizay avokoa ny hatao fanompoana an’ i Jehovah amin’ ny hitandremana ny Paska sy ny hanaterana ny fanatitra dorana eo ambonin’ ny alitaran’ i Jehovah araka ny tenin’ i Josia mpanjaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So all the service of the LORD was prepared the same day, to keep the passover, and to offer burnt offerings upon the altar of the LORD, according to the commandment of king Josiah.
In Context
15Ary ny mpihira, taranak’ i Asafa, nitoetra teo amin’ ny fitoerany, araka ny didin’ i Davida sy Asafa sy Hemana ary Jedotona, mpahitan’ ny mpanjaka, ary ny mpiandry varavarana dia teo amin’ ny isam-bavahady; fa tsy afaka niala tamin’ ny fanompoany ireo, ka ny Levita rahalahiny no nanamboatra ho azy.
17Ary ny Zanak’ isiraely izay vory teo dia nitandrina ny paska fahizay sy ny andro firavoravoana hafitoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira.
Read all of Bokin'ny Tantara 35
Cross References
Genesis 45:21Ary nataon’ ny zanak’ Isiraely izany, ka dia nomen’ i Josefa sariety izy, araka ny tenin’ i Farao; ary nomeny vatsy koa ho entiny eny an-dalana izy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 35:16