bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 35 › Bokin'ny Tantara 35:19
Bokin'ny Tantara 35:19
Tamin’ ny taona fahavalo ambin’ ny folo nanjakan’ i Josia no nitandremana izany Paska izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In the eighteenth year of the reign of Josiah was this passover kept.
In Context
18Fa tsy nisy Paska notandremana toy izany teo amin’ ny Isiraely na dia hatramin’ ny andron’ i Samoela mpaminany aza; ary ny mpanjakan’ ny Isiraely rehetra tsy nisy nitandrina ny Paska tahaka izay nataon’ i Josia sy ny mpisorona sy ny Levita ary ny Joda rehetra sy ny Isiraely izay vory teo ary ny mponina tany Jerosalema.
20Ary rehefa afaka izany rehetra izany, nony efa namboarin’ i Josia ny tempoly, dia niakatra Neko, mpanjakan’ i Egypta, hiady tany Karkemisy eo amoron’ i Eofrata; ary Josia nivoaka hiady aminy.
Read all of Bokin'ny Tantara 35
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 35:19