bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 35 › Bokin'ny Tantara 35:26
Bokin'ny Tantara 35:26
Ary ny tantaran’ i Josia sisa mbamin’ ny soa nataony, araka izay efa voasoratra ao amin’ ny lalàn’ i Jehovah,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now the rest of the acts of Josiah, and his goodness, according to that which was written in the law of the LORD,
In Context
25Ary Jeremia dia nanao hira fisaonana an’ i Josia, ary ny mpihiralahy sy ny mpihiravavy rehetra dia mahatsiahy an’ i Josia mandraka androany, raha manao hira fisaonana, ka nataony fanao teo amin’ ny Isiraely izany; ary, indro, efa voasoratra ao amin’ ny fihirana fisaonana izany.
27dia ny asany voalohany sy farany, indro, efa voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny mpanjakan’ ny Isiraely sy ny Joda izany.
Read all of Bokin'ny Tantara 35
Cross References
2 Chronicles 32:32Ary ny tantaran’ i Hezekia sisa mbamin’ ny soa nataony, indro, efa voasoratra ao amin’ ny fahitan’ Isaia mpaminany, zanak’ i Amoza, sy ao amin’ ny bokin’ ny mpanjakan’ ny Joda sy ny Isiraely izany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 35:26