bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 36 › Bokin'ny Tantara 36:3
Bokin'ny Tantara 36:3
Ary nesorin’ ny mpanjakan’ i Egypta tany Jerosalema izy, sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the king of Egypt put him down at Jerusalem, and condemned the land in an hundred talents of silver and a talent of gold.
In Context
2Telo amby roa-polo taona loahaza, fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema.
4Ary ny mpanjakan’ i Egypta nampanjaka an’ i Eliakima, rahalahin’ i Joahaza, tamin’ ny Joda sy Jerosalema, ary ny anarany dia novany hoe Joiakima; ary Joahaza rahalahiny kosa dia nalainy ka nentiny ho any Egypta.
Read all of Bokin'ny Tantara 36
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 36:3