bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 4 › Bokin'ny Tantara 4:15
Bokin'ny Tantara 4:15
ary ny tavin-drano lehibe iray sy ny sarin’ omby roa ambin’ ny folo; ambaniny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
One sea, and twelve oxen under it.
In Context
14ary nanao ireo fitoeran-tavin-drano izy, ary ny tavin-drano nataony teo amin’ ny fitoerany;
16Ary ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron’ afo sy ny fitrebika ary ny fanaka rehetra momba azy dia nataon’ i Hiram-aby ho an’ i Solomona mpanjaka ho amin’ ny tranon’ i Jehovah tamin’ ny varahina manganohano.
Read all of Bokin'ny Tantara 4
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 4:15