bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 4 › Bokin'ny Tantara 4:17
Bokin'ny Tantara 4:17
Teo amin’ ny tany amoron’ i Jordana no nanaovan’ ny mpanjaka an-idina azy tamin’ ny tanimanga teo anelanelan’ i Sokota sy Zaretana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In the plain of Jordan did the king cast them, in the clay ground between Succoth and Zeredathah.
In Context
16Ary ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron’ afo sy ny fitrebika ary ny fanaka rehetra momba azy dia nataon’ i Hiram-aby ho an’ i Solomona mpanjaka ho amin’ ny tranon’ i Jehovah tamin’ ny varahina manganohano.
18Toy izany no nanaovan’ i Solomona ireo fanaka rehetra rehetra ireo; fa tsy nozahana Izay lanjan’ ny varahina.
Read all of Bokin'ny Tantara 4
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 4:17