bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 5 › Bokin'ny Tantara 5:8
Bokin'ny Tantara 5:8
fa nivelatra tambonin’ ny fitoeran’ ny fiara ny elatry ny kerobima ka nanaloka ny fiara sy ny baony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the cherubims spread forth their wings over the place of the ark, and the cherubims covered the ark and the staves thereof above.
In Context
7Ary ny fiaran’ ny faneken’ i Jehovah dia nampidirin’ ny mpisorona ho ao amin’ ny fitoerany tao anatin’ ny efi-trano anatiny, dia ny fitoerana masìna indrindra, teo ambanin’ ny elatry ny kerobima;
9Ary lava ny bao, ka hita ny lohany, raha eo amin’ ny fiara eo anoloan’ ny efitra matiny nefa tsy hita eny ivelany, ary mbola ao mandraka androany izy.
Read all of Bokin'ny Tantara 5
Cross References
Exodus 25:12Ary mandrendreha vava volamena efatra hatao aminy, ka ataovy eo amin’ ny tongony efatra; dia vava volamena roa eo amin’ ny lafiny iray, ary vava volamena roa eo amin’ ny lafiny iray koa.
Numbers 4:6ary hodi-takasy no hataony sarona eo amboniny, ka lamba volon’ ondry manga tokam-bolo no hovelariny hasarony eo ambonin’ io, dia hataony eo aminy ny baony.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 5:8