Bokin'ny Tantara 6:2
Nefa izaho efa nanao trano hitoeranao tokoa, dia fitoerana hitoeranao mandrakizay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But I have built an house of habitation for thee, and a place for thy dwelling for ever.
In Context
1Dia hoy Solomona: Jehovah efa nilaza fa hitoetra ao amin’ ny aizim-pito Izy.
Read all of Bokin'ny Tantara 6
Cross References
2 Samuel 7:13dia io no hanao trano ho an’ ny anarako, ary Izaho kosa hampitoetra ny seza fiandrianan’ ny fanjakany ho mandrakizay.
1 Chronicles 17:12dia io no hanao trano ho Ahy, ary Izaho kosa hampitoetra ny seza fiandrianany ho mandrakizay.
1 Chronicles 28:6Ary hoy Izy tamiko: Solomona zanakao no hanao ny tranoko sy ny kianjako, fa efa nifidy azy ho zanako Aho, ary Izaho ho rainy.
2 Chronicles 2:4Ary ny trano efa hataoko dia lehibe, satria lehibe noho ny andriamanitra rehetra ny Andriamanitray.
Psalms 132:5Mandra-pahitako fitoerana ho an’ i Jehovah. Dia fonenana ho an’ ny Maherin’ i Jakoba.
Psalms 135:21Isaorana avy any Ziona anie Jehovah, Izay mitoetra any Jerosalema. Haleloia.