Bokin'ny Tantara 8:1
Ary nony afaka ny roa-polo taona naonaovan’ i Solomona ny tranon’ i Jehovah sy ny lapan’ ny tenany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2dia namboariny ny tanàna izay nomen’ i Hirama azy ka namponenany ny Zanak’ isiraely.
Read all of Bokin'ny Tantara 8
Cross References
1 Kings 7:1Ary telo ambin’ ny folo taona no nanaovan’ i Solomona ny lapany, dia vita.
1 Kings 9:10Ary nony afaka ny roa-polo taona nanaovan’ i Solomona ny trano roa, dia ny tranon’ i Jehovah sy ny lapan’ ny mpanjaka