bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 8 › Bokin'ny Tantara 8:10
Bokin'ny Tantara 8:10
Ary izao no mpifehy ny olona voatendrin’ i Solomona mpanjaka, dia dimam-polo amby roan-jato izay nanapaka ny olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And these were the chief of king Solomon’s officers, even two hundred and fifty, that bare rule over the people.
In Context
9Fa ny Zanak’ isiraely dia tsy mba nampanaovin’ i Solomona izany, fa ireo kosa no miaramila sy komandin’ ny mpanafika malaza ary komandin’ ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny
11Ary Solomona nitondra ny zanakavavin’ i Farao niakatra avy tany an-Tanànan’ i Davida ho ao amin’ ny trano izay nataony ho azy, fa hoy izy: Ny vadiko tsy mahazo mitoetra ao an-tranon’ i Davida, mpanjakan’ ny Isiraely, fa masìna izay efa nidiran’ ny fiaran’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Tantara 8
Cross References
1 Kings 9:23Izao no isan’ ny mpifehy ny olona voatendry izay nitandrina ny asan’ i Solomona: dimam-polo amby dimam-jato lahy no mpifehy ny mpiasa.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 8:10