Bokin'ny Tantara 8:17
Ary tamin’ izay Solomona dia nankany Ezion-gebera sy Elota eo amoron’ ny ranomasina any amin’ ny tany Edoma,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then went Solomon to Ezion-geber, and to Eloth, at the sea side in the land of Edom.
In Context
Read all of Bokin'ny Tantara 8
Cross References
Numbers 33:35Ary nony niala tao Abrona izy, dia nitoby tao Ezion-gebera.
1 Kings 9:26Ary Solomona mpanjaka nanao sambo tao Ezion-gebera, izay ao anilan’ i Elota, ao amoron’ ny Ranomasina Mena, amin’ ny tany Edoma.
2 Kings 14:22Izy no hanamboatra an’ i Elota ka nampody azy ho an’ ny Joda, rehefa lasa nodi-mandry any amin’ ny razany ny mpanjaka.
2 Chronicles 20:36ary nikambana taminy hanao sambo hankany Tarsisy izy, ka tao Ezion-gebera no nanaovany azy.