bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 9 › Bokin'ny Tantara 9:12
Bokin'ny Tantara 9:12
Ary Solomona mpanjaka dia nanome ny mpanjakavavin’ i Sheba kosa izay rehetra niriny, na inona na inona nangatahiny, afa-tsy izay valin’ ny nentiny ho an’ ny mpanjaka; ka dia niverina izy, ary lasa nody tany amin’ ny taniny izy mbamin’ ny mpanompony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And king Solomon gave to the queen of Sheba all her desire, whatsoever she asked, beside that which she had brought unto the king. So she turned, and went away to her own land, she and her servants.
In Context
11Ary ny hazo almoga dia nataon’ ny mpanjaka ambaratonga mankamin’ ny tranon’ i Jehovah sy ny lapan’ andriana ary nataony lokanga sy valiha ho an’ ny mpihira koa; ary tsy mbola nisy hita toy izany teo aloha tamin’ ny tanin’ ny Joda.
13Ary ny lanjan’ ny volamena izay tonga tao amin’ i Solomona isan-taona dia talenta volamena enina amby enim-polo amby enin-jato,
Read all of Bokin'ny Tantara 9
Cross References
Psalms 20:4Hahatsiaro ny fanatitra hohaninao rehetra anie Izy, ary hankasitraka ny fanatitra doranao. [Sela.]
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 9:12